Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:23 - DIEM PROTESTANTA

23 sy zafin-kitrokelin’i Jitsehara sy zafim-paladian’i Kehata ary zafin-dorian’i Levỳ, dia i Levỳ zanakalahin’i Jakôba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 zanakalahin’i Jizara, zanakalahin’i Kehata, zanakalahin’i Levy, zanak’Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 sy zafin-kitrokelin’i Jitsehara sy zafim-paladian’i Kehata ary zafin-dorian’i Levỳ, dia i Levỳ zanakalahin’i Jakôba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 zanak’i Kôre zanak’i Isaara zanak’i Kaata zanak’i Levì zanak’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 zanakalahin’i Jizara, zanakalahin’i Kehata, zanakalahin’i Levy, zanak’Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 zanakalahin'i Jizara, zanakalahin'i Kehata, zanakalahin'i Levy, zanak'Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 zanakalahin’i Jizara, zanakalahin’i Kehata, zanakalahin’i Levy, zanak’Israely.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:23
3 Rohy Ifampitohizana  

dia i Tsefanià zanakalahin’i Tahata sy zafin’i Asiry sy zafiafin’i Abiasafa sy zafin-dohalik’i Kôra


Teo ankavanan’i Hemàna no nipetrahan’i Asafa mpiventy hira namany. I Asafa dia zanakalahin’i Berekià sy zafin’i Simehà


Ny zanakalahin’i Kôra dia i Asira sy i Elkanà ary i Abiasafa; ireo no razamben’ny tarika kôrahita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra