Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Teo ankavanan’i Hemàna no nipetrahan’i Asafa mpiventy hira namany. I Asafa dia zanakalahin’i Berekià sy zafin’i Simehà

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 I Asafa rahalahiny, izay nijoro teo ankavanany: I Asafa, zanakalahin’i Berekia, zanakalahin’i Simea,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Teo ankavanan’i Hemàna no nipetrahan’i Asafa mpiventy hira namany. I Asafa dia zanakalahin’i Berekià sy zafin’i Simehà

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 I Asafa rahalahiny izay nitsangana teo ankavanany: i Asafa zanak’i Barakiasa zanak’i Samà

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary Asafa rahalahiny, izay nitsangana teo amin’ny ankavanany, dia Asafa, zanakalahin’i Berekia, zanakalahin’i Simea,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary Asafa rahalahiny, izay nitsangana teo amin'ny ankavanany, dia Asafa, zanakalahin'i Berekia, zanakalahin'i Simea,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 I Asafa rahalahiny, izay nijoro teo ankavanany: I Asafa, zanakalahin’i Berekia, zanakalahin’i Simea,

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:24
6 Rohy Ifampitohizana  

Dia notendren’ny levita i Hemàna zanakalahin’i Jôela, sy i Asafa zanakalahin’i Berekià sady naman’i Hemàna, ary i Etàna zanakalahin’i Kosaià avy amin’ny fokon’i Merarỳ sady naman-dry i Hemàna sy i Asafa.


I Asafa no filohany, ary i Zakarià no lefitra. I Jahaziela sy i Semiramôta, i Jehiela sy i Matitià, i Eliaba sy i Benaià ary i Hôbeda-Edôma sy i Jehiela no nitendry ny valiha sy ny lokanga; fa i Asafa no nively ny kipantsona.


sy zafin-kitrokelin’i Jitsehara sy zafim-paladian’i Kehata ary zafin-dorian’i Levỳ, dia i Levỳ zanakalahin’i Jakôba.


sy zafiafin’i Mikaela sy zafin-dohalik’i Bahaseià sy zafin-kitrokelin’i Malkià


i Bakboko, zanakalahin’i Heresa sy zafin’i Galala; i Matanià, zanakalahin’i Mikà sy zafin’i Zikrỳ ary zafiafin’i Asafa;


Salamo nataon’i Asafa . Ny TOMPO Andriamanitra Avo Indrindra no miteny ka miantso ny olona eran’ny tany, dia hatreo amin’izay iposahan’ny masoandro ka hatrany amin’izay ilentehany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra