Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 6:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Ny zanakalahin’i Kôra dia i Asira sy i Elkanà ary i Abiasafa; ireo no razamben’ny tarika kôrahita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Ary ny zanakalahin’i Kora dia i Asira sy i Elkana ary i Abiasafa. Ireo no fokom-pirenen’ny Koraìta.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Ny zanakalahin’i Kôra dia i Asira sy i Elkanà ary i Abiasafa; ireo no razamben’ny tarika kôrahita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Zanaka lahin’i Kôre: i Asera, i Elkanà ary i Abiasafa. Ireo no fianakavian’i Kôrita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary ny zanakalahin’i Kora dia Asira sy Elkana ary Abiasafa; ireo no fokompirenen’ny Koraïta.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary ny zanakalahin'i Kora dia Asira sy Elkana ary Abiasafa; ireo no fokom-pirenen'ny Korana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Ary ny zanakalahin’i Kora dia i Asira sy i Elkana ary i Abiasafa. Ireo no fokom-pirenen’ny Koraìta.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 6:24
12 Rohy Ifampitohizana  

i Elehozay sy i Jerimôta mbamin’i Behalià sy i Semarià ary i Sefatià, samy avy any Harofa;


Ary ny levîta naman’ireo no nanankinana ny fanompoana hafa rehetra momba ny Tranolay fihaonana, tao an-tranon’Andriamanitra.


Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Tononkalo fananarana nataon’ny terak’i Kôra.


Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hampiarahina amin’ny jejilava. Salamo nataon’ny terak’i Kôra.


Ny zanakalahin’i Jitsehara dia i Kôra sy i Nefega ary i Zikrỳ.


I Kôra zanakalahin’i Jitsehara dia levita taranak’i Kehata; nitarika an’i Datàna sy i Abirama zanakalahin’i Eliaba, ary i Ôna zanakalahin’i Peleta izay samy taranak’i Reobena izay


Nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo mbamin’ny fianakaviany ary koa nitelina an’i Kôra sy ny olony rehetra mbamin’ny fananany rehetra.


Tao Ramà, tany amin’ny faritra be tendrombohitra any Efraîma, dia nisy lehilahy anankiray anisan’ny taranak’i Tsofo. Io lehilahy io dia natao hoe Elkanà, zanak’i Jerohama, zafikelin’i Elihò, zafiafin’i Tôhò ary zafindohalik’i Tsofo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra