Hendry noho ny olon-drehetra izy fa nihoarany avokoa na i Etàna ilay Ezrahita, na i Hemàna, na i Kalkôla, na i Dardà zanakalahin’i Mahôla; koa niely tamin’ny firenena rehetra manodidina ny lazany.
1Tantara 6:29 - DIEM PROTESTANTA Teo ankavian’i Hemàna kosa i Etàna mpiventy hira naman-dry i Hemàna sy i Asafa. Avy amin’ny taranak’i Merarỳ izy, fa zanakalahin’i Kisy sy zafin’i Habdỳ sy zafiafin’i Malòka Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny rahalahin’ireo kosa dia ny zanakalahin’i Merary, izay nijoro teo amin’ny ankaviany: I Etana, zanakalahin’i Kisy, zanakalahin’i Abdia, zanakalahin’i Maloka, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Teo ankavian’i Hemàna kosa i Etàna mpiventy hira naman-dry i Hemàna sy i Asafa. Avy amin’ny taranak’i Merarỳ izy, fa zanakalahin’i Kisy sy zafin’i Habdỳ sy zafiafin’i Malòka Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Merarỳ rahalahin’izy ireo teo ankavia: i Etàna zanak’i Kosỳ zanak’i Abdỳ zanak’i Malòka Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny rahalahin’ireo kosa, dia ny zanakalahin’i Merary, nitsangana teo amin’ny ankaviany: Etana, zanakalahin’i Kisy, zanakalahin’i Abdia, zanakalahin’i Maloka, Malagasy Bible Ary ny rahalahin'ireo kosa, dia ny zanakalahin'i Merary, nitsangana teo amin'ny ankaviany: Etana, zanakalahin'i Kisy, zanakalahin'i Abdia, zanakalahin'i Maloka, La Bible en Malgache Ny rahalahin’ireo kosa dia ny zanakalahin’i Merary, izay nijoro teo amin’ny ankaviany: I Etana, zanakalahin’i Kisy, zanakalahin’i Abdia, zanakalahin’i Maloka, |
Hendry noho ny olon-drehetra izy fa nihoarany avokoa na i Etàna ilay Ezrahita, na i Hemàna, na i Kalkôla, na i Dardà zanakalahin’i Mahôla; koa niely tamin’ny firenena rehetra manodidina ny lazany.
Dia notendren’ny levita i Hemàna zanakalahin’i Jôela, sy i Asafa zanakalahin’i Berekià sady naman’i Hemàna, ary i Etàna zanakalahin’i Kosaià avy amin’ny fokon’i Merarỳ sady naman-dry i Hemàna sy i Asafa.
sy zafiafin’i Elkanà sy zafin-dohalik’i Jerôhama sy zafin-kitrokelin’i Eliela sy zafim-paladian’i Tôa
Ny zanakalahin’i Gersôna dia i Zibnỳ sy i Simehỳ, izay samy manana ny tarika tandrify azy avy.