Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 3:33 - DIEM PROTESTANTA

33 I Merarỳ no razan’ny Merarita izay nisy tarika roa dia ny Mahilita sy ny Mosita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 Avy tamin’i Merary, ny fianakavian’ny Malita sy ny fianakavian’ny Mosita. Ireo no fianakavian’i Merary.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 I Merarỳ no razan’ny Merarita izay nisy tarika roa dia ny Mahilita sy ny Mosita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

33 Ny fokon’ny Moholita sy ny fokon’ny Mosita dia avy amin’ny Merarỳ, ka ireo no fokon’ny Merarita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 Avy tamin’i Merary ny fokon’ny Malita sy ny fokon’ny Mosita; ireo no fokon’i Merary.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 Avy tamin'i Merary ny fokon'ny Malita sy ny fokon'ny Mosita; Ireo no fokon'i Merary.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 3:33
7 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ. Ny zanakalahin’i Mahilỳ dia i Elehazara sy i Kisy.


sy zafiafin’i Elkanà sy zafin-dohalik’i Jerôhama sy zafin-kitrokelin’i Eliela sy zafim-paladian’i Tôa


Toy izao ny fianakaviambe levita: ny Libnita sy ny Hebrônita, ny Mahalita sy ny Mosita ary ny Kôrahita. I Kehata no niteraka an’i Hamrama


Ary ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ ka izy roa lahy no razan’ny tarika avy aminy. Izy valo lahy ireo no ipoiran’ny tariky ny Levita araka ny fianakaviambeny avy.


I Elehazara, zanakalahin’i Aharôna mpisorona, no filoha faratampon’ny Levita; izy no mpiandraikitra ireo olona mikarakara ny fanompoana ao amin’ny Toeramasina.


Rehefa natao fanisana ny lehilahy rehetra tao aminy, izay feno iray volana no ho miakatra, dia 6 200.


«Ataovy koa ny fanisana ny taranak’i Merarỳ, isan-tarika sy isam-pianakaviana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra