Nomery 3:32 - DIEM PROTESTANTA32 I Elehazara, zanakalahin’i Aharôna mpisorona, no filoha faratampon’ny Levita; izy no mpiandraikitra ireo olona mikarakara ny fanompoana ao amin’ny Toeramasina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201132 Ny lehiben’ireo lohan’ny levita dia i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, izay lehiben’ireo mpitandrina ny anjara raharaha ny amin’ny fitoerana masina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 I Elehazara, zanakalahin’i Aharôna mpisorona, no filoha faratampon’ny Levita; izy no mpiandraikitra ireo olona mikarakara ny fanompoana ao amin’ny Toeramasina. Jereo ny tokoBaiboly Katolika32 I Eleazara zanak’i Aarôna mpisorona no lehiben’ny filohan’ny Levita, ka izy no mpitandrina an’ireo miandraikitra ny fiambenana ny fitoerana masina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy32 Ary ny lehiben’ny lohan’ny Levita dia Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, izay lehiben’ny mpitandrina ny anjara-raharaha ny amin’ny fitoerana masina. Jereo ny tokoMalagasy Bible32 Ary ny lehiben'ny lohan'ny Levita dia Eleazara, zanak'i Arona mpisorona, izay lehiben'ny mpitandrina ny anjara-raharaha ny amin'ny fitoerana masina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache32 Ny lehiben’ireo lohan’ny levita dia i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, izay lehiben’ireo mpitandrina ny anjara raharaha ny amin’ny fitoerana masina. Jereo ny toko |
I Elehazara zanakalahin’i Aharôna mpisorona no miandraikitra ny diloilon-jiro, ny ditin-kazo manitra, ny fanatitra hohanina fanao isan’andro ary ny diloilo fanosorana; miandraikitra ny Fonena-masina manontolo sy ny ao anatiny rehetra izy, na ny fitaovana masina izany na ny kojakoja rehetra momba azy.