Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 3:31 - DIEM PROTESTANTA

31 Ny Kehatita no miandraikitra ny Vatamasina, ny latabatra masina, ny fitoeran-jiro sy ny alitara roa ary ny fanaky ny Toeramasina izay fanaovana fanompoam-pivavahana, ary ny varavarana lamba. Nisahana ny fikarakarana rehetra momba ireny ny Kehatita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Ny anjara raharahany dia ny vata misy ny Vavolombelona, ny latabatra, ny fitoeran-jiro, ny alitara roa sy ireo fanaky ny fitoerana masina, izay ampiasaina amin’ny fanompoam-pivavahana, ary koa ny varavarana lamba mbamin’izay zavatra rehetra momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Ny Kehatita no miandraikitra ny Vatamasina, ny latabatra masina, ny fitoeran-jiro sy ny alitara roa ary ny fanaky ny Toeramasina izay fanaovana fanompoam-pivavahana, ary ny varavarana lamba. Nisahana ny fikarakarana rehetra momba ireny ny Kehatita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

31 Ary ny anjara raharahany dia fiambenana ny fiara, ny latabatra, ny fanaovan-jiro, ny ôtely, ny fanaky ny fitoerana masina, izay fanaovana fanompoana, ny varavarana lamba mbamin’ny fanaovan-draharaha rehetra momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Ary ny anjara-raharahany dia ny fiara sy ny latabatra sy ny fanaovan-jiro sy ny alitara roa, ary ny fanaky ny fitoerana masina, izay fanaovana fanompoam-pivavahana, ary ny varavarana lamba mbamin’ny zavatra rehetra fanaovana ny fanompoana momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Ary ny anjara-raharahany dia ny fiara sy ny latabatra sy ny fanaovan-jiro sy ny alitara roa, ary ny fanaky ny fitoerana masina, izay fanaovana fanompoam-pivavahana, ary ny varavarana lamba mbamin'ny zavatra rehetra fanaovana ny fanompoana momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 3:31
15 Rohy Ifampitohizana  

Namboarin’i Betsalela tamin’ny hazo mimôzà ny Vatamasina; ka mirefy 125 santimetatra ny lavany, 75 santimetatra ny sakany ary 75 santimetatra ny haavony.


Napetraka teo anelanelan’ny Tranolay fihaonana sy ny alitara ny kovetabe ho an’ny fidiovana, ary nofenoina rano.


I Elisafàna zanakalahin’i Hoziela no filoham-pianakaviamben’ny Kehatita.


I Elehazara, zanakalahin’i Aharôna mpisorona, no filoha faratampon’ny Levita; izy no mpiandraikitra ireo olona mikarakara ny fanompoana ao amin’ny Toeramasina.


Ary tsy misy mampirehitra jiro ka hametraka azy ao ambany vata famarana; fa eo ambony fitoeran-jiro no apetrany mba hanazava izay rehetra ao an-trano.


Tamin’izay ny fokon’i Levỳ no natokan’ny TOMPO hanao ireto raharaha ireto: hitondra ny vata mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO; hitoetra eo anatrehan’ny TOMPO; hanao fanompoam-pivavahana aminy; hanome tsodrano amin’ny anarany. Mbola ataon’ny levîta ireo raharaha ireo mandraka androany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra