Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 6:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Ny zanakalahin’i Gersôna dia i Zibnỳ sy i Simehỳ, izay samy manana ny tarika tandrify azy avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Ny zanakalahin’i Gersona dia i Libny sy i Simey, araka ny fokom-pireneny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Ny zanakalahin’i Gersôna dia i Zibnỳ sy i Simehỳ, izay samy manana ny tarika tandrify azy avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Zanak’i Jersôna: i Lobnì sy i Semeì isam-pianakaviany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ny zanakalahin’i Hersona dia Libny sy Simey, araka ny fokom-pireneny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ny zanakalahin'i Hersona dia Libny sy Simey, araka ny fokom-pireneny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Ny zanakalahin’i Gersona dia i Libny sy i Simey, araka ny fokom-pireneny.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 6:17
6 Rohy Ifampitohizana  

I Levỳ sy ireo zanany lahy dia i Gersôna sy i Kehata ary i Merary.


Ny avy amin’i Gersôna: i Lahadàna sy i Simehỳ no zanakalahin’i Gersôna.


Ambara-panorin’i Salômôna ny tranon’ny TOMPO tao Jerosalema, dia nanao ny raharahan’ny mpihira teo anoloan’ny tranolay atao hoe Tranolay fihaonana ireo, ary nanatontosa ny fanompoany araka ny filaharany avy.


Teo ankavian’i Hemàna kosa i Etàna mpiventy hira naman-dry i Hemàna sy i Asafa. Avy amin’ny taranak’i Merarỳ izy, fa zanakalahin’i Kisy sy zafin’i Habdỳ sy zafiafin’i Malòka


Indreto kosa ny anaran’ny zanakalahin’i Gersôna: i Libnỳ sy i Simehỳ ka izy roa lahy no razan’ny tarika avy aminy.


Ny azon’ny taranak’i Geresôna tamin’ny antsapaka dia tanàna 13 avy tamin’ny fokon’i Jisakara sy fokon’i Asera ary fokon’i Naftalỳ sy antsasa-pokon’i Manase any Basàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra