Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:30 - DIEM PROTESTANTA

30 sy zafin-dohalik’i Hasabià sy zafin-kitrokelin’i Amatsià sy zafim-paladian’i Hilkià

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 zanakalahin’i Hasabia, zanakalahin’i Amazia, zanakalahin’i Hilkia,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 sy zafin-dohalik’i Hasabià sy zafin-kitrokelin’i Amatsià sy zafim-paladian’i Hilkià

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 zanak’i Hosabiasa zanak’i Amasiasa zanak’i Helkiasa

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 zanakalahin’i Hasabia, zanakalahin’i Amazia, zanakalahin’i Hilkia,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 zanakalahin'i Hasabia, zanakalahin'i Amazia, zanakalahin'i Hilkia,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 zanakalahin’i Hasabia, zanakalahin’i Amazia, zanakalahin’i Hilkia,

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:30
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ. Ny zanakalahin’i Mahilỳ dia i Elehazara sy i Kisy.


Teo ankavian’i Hemàna kosa i Etàna mpiventy hira naman-dry i Hemàna sy i Asafa. Avy amin’ny taranak’i Merarỳ izy, fa zanakalahin’i Kisy sy zafin’i Habdỳ sy zafiafin’i Malòka


sy zafin-dorian’i Ametsỳ, dia i Ametsỳ zanakalahin’i Banỳ sy zafin’i Semera


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra