Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:29 - DIEM PROTESTANTA

29 Teo ankavian’i Hemàna kosa i Etàna mpiventy hira naman-dry i Hemàna sy i Asafa. Avy amin’ny taranak’i Merarỳ izy, fa zanakalahin’i Kisy sy zafin’i Habdỳ sy zafiafin’i Malòka

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Ny rahalahin’ireo kosa dia ny zanakalahin’i Merary, izay nijoro teo amin’ny ankaviany: I Etana, zanakalahin’i Kisy, zanakalahin’i Abdia, zanakalahin’i Maloka,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Teo ankavian’i Hemàna kosa i Etàna mpiventy hira naman-dry i Hemàna sy i Asafa. Avy amin’ny taranak’i Merarỳ izy, fa zanakalahin’i Kisy sy zafin’i Habdỳ sy zafiafin’i Malòka

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

29 Zanaka lahin’i Merarỳ rahalahin’izy ireo teo ankavia: i Etàna zanak’i Kosỳ zanak’i Abdỳ zanak’i Malòka

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Ary ny rahalahin’ireo kosa, dia ny zanakalahin’i Merary, nitsangana teo amin’ny ankaviany: Etana, zanakalahin’i Kisy, zanakalahin’i Abdia, zanakalahin’i Maloka,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Ary ny rahalahin'ireo kosa, dia ny zanakalahin'i Merary, nitsangana teo amin'ny ankaviany: Etana, zanakalahin'i Kisy, zanakalahin'i Abdia, zanakalahin'i Maloka,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Ny rahalahin’ireo kosa dia ny zanakalahin’i Merary, izay nijoro teo amin’ny ankaviany: I Etana, zanakalahin’i Kisy, zanakalahin’i Abdia, zanakalahin’i Maloka,

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:29
7 Rohy Ifampitohizana  

Hendry noho ny olon-drehetra izy fa nihoarany avokoa na i Etàna ilay Ezrahita, na i Hemàna, na i Kalkôla, na i Dardà zanakalahin’i Mahôla; koa niely tamin’ny firenena rehetra manodidina ny lazany.


Dia notendren’ny levita i Hemàna zanakalahin’i Jôela, sy i Asafa zanakalahin’i Berekià sady naman’i Hemàna, ary i Etàna zanakalahin’i Kosaià avy amin’ny fokon’i Merarỳ sady naman-dry i Hemàna sy i Asafa.


sy zafiafin’i Elkanà sy zafin-dohalik’i Jerôhama sy zafin-kitrokelin’i Eliela sy zafim-paladian’i Tôa


sy zafin-kitrokelin’i Jahata sy zafim-paladian’i Gersôna ary zafin-dorian’i Levỳ.


sy zafin-dohalik’i Hasabià sy zafin-kitrokelin’i Amatsià sy zafim-paladian’i Hilkià


Ny zanakalahin’i Gersôna dia i Zibnỳ sy i Simehỳ, izay samy manana ny tarika tandrify azy avy.


I Merarỳ no razan’ny Merarita izay nisy tarika roa dia ny Mahilita sy ny Mosita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra