Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:19 - DIEM PROTESTANTA

19 sy zafiafin’i Elkanà sy zafin-dohalik’i Jerôhama sy zafin-kitrokelin’i Eliela sy zafim-paladian’i Tôa

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 zanakalahin’i Elkana, zanakalahin’i Jerohama, zanakalahin’i Eliela, zanakalahin’i Toa,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 sy zafiafin’i Elkanà sy zafin-dohalik’i Jerôhama sy zafin-kitrokelin’i Eliela sy zafim-paladian’i Tôa

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 zanak’i Elkanà zanak’i Jehôrama zanak’i Eliela zanak’i Taohò

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 zanakalahin’i Elkana, zanakalahin’i Jerohama, zanakalahin’i Eliala, zanakalahin’i Toa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 zanakalahin'i Elkana, zanakalahin'i Jerohama, zanakalahin'i Eliala, zanakalahin'i Toa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 zanakalahin’i Elkana, zanakalahin’i Jerohama, zanakalahin’i Eliela, zanakalahin’i Toa,

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:19
9 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ. Ny zanakalahin’i Mahilỳ dia i Elehazara sy i Kisy.


Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ ary i Jahazià.


i Eliela zanakalahin’i Tôa, i Jerôhama zanakalahin’i Eliela, (ary i Samoela zanakalahin’i Jerôhama).


Ireto àry no mpanatontosa izany fanompoana izany ombàn’ny antokom-pihirany: Avy amin’ny taranak’i Kehata: i Hemàna mpiventy hira, zanakalahin’i Jôela sy zafin’i Samoela


ary zafin-dorian’i Tsofo, dia i Tsofo zanakalahin’i Elkanà sy zafin’i Mahata sy zafiafin’i Hamasay


Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahelỳ sy i Mosỳ. Ireo no razamben’ny tarika levita samy araka ny taranany avy.


Ary ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ ka izy roa lahy no razan’ny tarika avy aminy. Izy valo lahy ireo no ipoiran’ny tariky ny Levita araka ny fianakaviambeny avy.


I Merarỳ no razan’ny Merarita izay nisy tarika roa dia ny Mahilita sy ny Mosita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra