Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ. Ny zanakalahin’i Mahilỳ dia i Elehazara sy i Kisy.
1Tantara 6:19 - DIEM PROTESTANTA sy zafiafin’i Elkanà sy zafin-dohalik’i Jerôhama sy zafin-kitrokelin’i Eliela sy zafim-paladian’i Tôa Baiboly Protestanta Malagasy 2011 zanakalahin’i Elkana, zanakalahin’i Jerohama, zanakalahin’i Eliela, zanakalahin’i Toa, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy zafiafin’i Elkanà sy zafin-dohalik’i Jerôhama sy zafin-kitrokelin’i Eliela sy zafim-paladian’i Tôa Baiboly Katolika zanak’i Elkanà zanak’i Jehôrama zanak’i Eliela zanak’i Taohò Baiboly Protestanta Malagasy zanakalahin’i Elkana, zanakalahin’i Jerohama, zanakalahin’i Eliala, zanakalahin’i Toa. Malagasy Bible zanakalahin'i Elkana, zanakalahin'i Jerohama, zanakalahin'i Eliala, zanakalahin'i Toa. La Bible en Malgache zanakalahin’i Elkana, zanakalahin’i Jerohama, zanakalahin’i Eliela, zanakalahin’i Toa, |
Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ. Ny zanakalahin’i Mahilỳ dia i Elehazara sy i Kisy.
i Eliela zanakalahin’i Tôa, i Jerôhama zanakalahin’i Eliela, (ary i Samoela zanakalahin’i Jerôhama).
Ireto àry no mpanatontosa izany fanompoana izany ombàn’ny antokom-pihirany: Avy amin’ny taranak’i Kehata: i Hemàna mpiventy hira, zanakalahin’i Jôela sy zafin’i Samoela
ary zafin-dorian’i Tsofo, dia i Tsofo zanakalahin’i Elkanà sy zafin’i Mahata sy zafiafin’i Hamasay
Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahelỳ sy i Mosỳ. Ireo no razamben’ny tarika levita samy araka ny taranany avy.
Ary ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ ka izy roa lahy no razan’ny tarika avy aminy. Izy valo lahy ireo no ipoiran’ny tariky ny Levita araka ny fianakaviambeny avy.