Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 23:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ. Ny zanakalahin’i Mahilỳ dia i Elehazara sy i Kisy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy i Mosy. Ny zanakalahin’i Maly dia i Eleazara sy i Kisy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ. Ny zanakalahin’i Mahilỳ dia i Elehazara sy i Kisy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Zanaka lahin’i Merarì: i Moholì sy i Mosì.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ny zanakalahin’i Merary dia Maly sy Mosy. Ny zanakalahin’i Maly dia Eleazara sy Kisy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Ny zanakalahin'i Merary dia Maly sy Mosy. Ny zanakalahin'i Maly dia Eleazara sy Kisy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy i Mosy. Ny zanakalahin’i Maly dia i Eleazara sy i Kisy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 23:21
10 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Hoziela dia i Mikà no lahimatoa ary i Jisià no faralahy.


Maty tsy nitera-dahy i Elehazara fa vavy avokoa ny zaza navelany: ary dia nalain’ny zanakalahin’i Kisy rahalahin-drainy ho vady ireo.


Natsitokotokon’i Davida koa ny levita, araka ny ifandraisany amin’ireo zanakalahin’i Levỳ: dia i Gersôna sy i Kehata ary i Merarỳ.


sy zafiafin’i Elkanà sy zafin-dohalik’i Jerôhama sy zafin-kitrokelin’i Eliela sy zafim-paladian’i Tôa


ary zafin-dorian’i Tsofo, dia i Tsofo zanakalahin’i Elkanà sy zafin’i Mahata sy zafiafin’i Hamasay


sy zafin-dohalik’i Hasabià sy zafin-kitrokelin’i Amatsià sy zafim-paladian’i Hilkià


Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ. Ireto ny tarika ao anatin’ny fokon’i Levỳ, araka ny razana nipoirany:


Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahelỳ sy i Mosỳ. Ireo no razamben’ny tarika levita samy araka ny taranany avy.


I Merarỳ no razan’ny Merarita izay nisy tarika roa dia ny Mahilita sy ny Mosita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra