Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 6:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahelỳ sy i Mosỳ. Ireo no razamben’ny tarika levita samy araka ny taranany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy i Mosy. Ireo no fokom-pirenen’ny levita, araka ny taranany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahelỳ sy i Mosỳ. Ireo no razamben’ny tarika levita samy araka ny taranany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Zanakalahin’i Merarỳ: i Moholì sy i Mosỳ. Ireo no fianakavian’i Levỳ mbamin’ny taranany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary ny zanakalahin’i Merary dia Maly sy Mosy. Ireo no fokom-pirenen’ny Levita, araka ny taranany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary ny zanakalahin'i Merary dia Maly sy Mosy. Ireo no fokom-pirenen'ny Levita, araka ny taranany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy i Mosy. Ireo no fokom-pirenen’ny levita*, araka ny taranany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 6:19
7 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ. Ny zanakalahin’i Mahilỳ dia i Elehazara sy i Kisy.


Telo ny zanakalahin’i Mosỳ: dia i Mahilỳ sy i Hedera ary i Jeremôta.


Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ ary i Jahazià.


sy zafiafin’i Elkanà sy zafin-dohalik’i Jerôhama sy zafin-kitrokelin’i Eliela sy zafim-paladian’i Tôa


Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Levỳ: i Gersôna, i Kehata ary i Merarỳ.


Ary ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ ka izy roa lahy no razan’ny tarika avy aminy. Izy valo lahy ireo no ipoiran’ny tariky ny Levita araka ny fianakaviambeny avy.


Ny azon’ny taranak’i Merarỳ kosa dia tanàna 12 avy tamin’ny fokon’i Reobena sy fokon’i Gada ary fokon’i Zebolòna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra