Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 24:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ ary i Jahazià.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy i Mosy; ny zanakalahin’i Jazia dia i Beno.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ ary i Jahazià.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Zanaka lahin’i Merarỳ: i Moholỳ sy i Mosỳ; zanaka lahin’i Merarỳ tamin’i Oziao zanany: i Saama, i Zakora ary i Hebrỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Ny zanakalahin’i Merary dia Maly sy Mosy; ny zanakalahin’i Jazia dia Beno.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Ny zanakalahin'i Merary dia Maly sy Mosy; ny zanakalahin'i Jazia dia Beno.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy i Mosy; ny zanakalahin’i Jazia dia i Beno.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 24:26
5 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ. Ny zanakalahin’i Mahilỳ dia i Elehazara sy i Kisy.


I Jisià no rahalahin’i Mikà; ary tamin’ny zanakalahin’i Jisià dia i Zakarià.


Ny zafin’i Merarỳ, tamin’i Jahazià zanany, dia i Sôhama sy i Zakora ary i Hibrỳ;


Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ. Ireto ny tarika ao anatin’ny fokon’i Levỳ, araka ny razana nipoirany:


Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahelỳ sy i Mosỳ. Ireo no razamben’ny tarika levita samy araka ny taranany avy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra