Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 24:25 - DIEM PROTESTANTA

25 I Jisià no rahalahin’i Mikà; ary tamin’ny zanakalahin’i Jisià dia i Zakarià.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 ny rahalahin’i Mika dia i Jisia; tamin’ny taranak’i Jisia dia i Zakaria.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 I Jisià no rahalahin’i Mikà; ary tamin’ny zanakalahin’i Jisià dia i Zakarià.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Rahalahin’i Mikà: i Jesià, zanak’i Jesià i Zakariasa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 ny rahalahin’i Mika dia Jisia; tamin’ny taranak’i Jisia dia Zakaria.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 ny rahalahin'i Mika dia Jisia; tamin'ny taranak'i Jisia dia Zakaria.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 ny rahalahin’i Mika dia i Jisia; tamin’ny taranak’i Jisia dia i Zakaria.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 24:25
6 Rohy Ifampitohizana  

Miaraka amin’izy telo lahy, amin’ny laharana faharoa, ireto mpiandry vavahady namany ireto: dia i Zakarià zanakalahin’i..., i Jahaziela sy i Semiramôta, i Jehiela sy i Honỳ, i Eliaba sy i Benaià, i Mahaseià sy i Matitià, i Elifalà sy i Mikneià, i Hôbeda-Edôma sy i Jehiela ary i Hazazià.


i Zakarià sy i Jahaziela, i Semiramôta sy i Jehiela, i Honỳ sy i Eliaba ary i Mahaseià sy i Benaià no nitendry tamin’ny valiha ireo gadom-peo ambony;


Ny zanakalahin’i Hoziela dia i Mikà no lahimatoa ary i Jisià no faralahy.


Ny zanakalahin’i Hoziela dia i Mikà; ary tamin’ny zanakalahin’i Mikà dia i Samira.


Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ ary i Jahazià.


Ny zanakalahin’i Hozỳ dia i Jizrahià; ny zanakalahin’i Jizrahià dia i Mikaela sy i Hôbadià ary i Joela sy i Jisià: izy dimy mianaka ireto dia samy loham-pianakaviana avokoa;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra