1Tantara 13:6 - DIEM PROTESTANTA
Ary niakatra niaraka tamin’ny Israelita rehetra i Davida ho any Bahalà, na hoe Kiriata-Jeharima, izay any Joda, mba hampakatra ilay Vatamasina fa eo amin’io Vatamasina io no iantsoana ny anaran’ny TOMPO Izay mipetraka eo ambonin’ny kerôbima.
Jereo ny toko
Dia niakatra hankany Baala i Davida sy ny Israely rehetra, any Joda any Kiriata-Jearima izany, hampakatra ny vata misy ny faneken’NY TOMPO Andriamanitra, izay mipetraka amin’ny kerobima, ilay iantsoana ny anarany.
Jereo ny toko
Ary niakatra niaraka tamin’ny Israelita rehetra i Davida ho any Bahalà, na hoe Kiriata-Jeharima, izay any Joda, mba hampakatra ilay Vatamasina fa eo amin’io Vatamasina io no iantsoana ny anaran’ny TOMPO Izay mipetraka eo ambonin’ny kerôbima.
Jereo ny toko
Dia niakatra i Davida mbamin’i Israely rehetra, nankany Baalà, izany hoe i Kariatiarima izay any Jodà, mba hampiakatra avy any ny fiaran’Andriamanitra, ny fiaran’i Iaveh izay mipetraka eo ambonin’ny kerobima, izay fiantsoana ilay Anarana.
Jereo ny toko
Dia niakatra Davida sy ny Isiraely rehetra hankany Bala any Joda (Kiriata-jearima izany) hampakatra ny fiaran’i Jehovah Andriamanitra, Izay mipetraka amin’ny kerobima, dia ilay niantsoany ny anarany.
Jereo ny toko
Dia niakatra Davida sy ny Isiraely rehetra hankany Bala any Joda (Kiriata-jearima izany) hampakatra ny fiaran'i Jehovah Andriamanitra, Izay mipetraka amin'ny kerobima, dia ilay niantsoany ny anarany.
Jereo ny toko
Dia niakatra hankany Baala i Davida sy ny Israely rehetra, any Joda any Kiriata-Jearima izany, hampakatra ny vata misy ny faneken’NY TOMPO Andriamanitra, izay mipetraka amin’ny kerobima*, ilay iantsoana ny anarany.
Jereo ny toko