Eksodosy 23:21 - DIEM PROTESTANTA21 Mitandrema tsara eo anatrehany ka henoy izay lazainy, ary aza manohitra azy; fa tsy mahazaka fikomiana izy, satria mitondra ny anarako. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Mitandrema eo anatrehany ka mihainoa ny feony ary aza manao izay mahatezitra Azy; fa tsy hamela ny fahotanareo Izy satria ny anarako no ao Aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Mitandrema tsara eo anatrehany ka henoy izay lazainy, ary aza manohitra azy; fa tsy mahazaka fikomiana izy, satria mitondra ny anarako. Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 Mitandrema tena eo anatrehany ary henoy ny feony; aza manohitra azy, fa tsy hamela ny fandikanareo ny didiny izy, satria ny Anarako no eo aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Mitandrema eo anatrehany, ka mihainoa ny feony, ary aza mampahatezitra Azy; fa tsy hamela ny fahotanareo Izy; Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Mitandrema eo anatrehany, ka mihainoa ny feony, ary aza mampahatezitra Azy; fa tsy hamela ny fahotanareo Izy; fa ny anarako no ao aminy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Mitandrema eo anatrehany ka mihainoa ny feony ary aza manao izay mahatezitra Azy; fa tsy hamela ny fahotanareo Izy satria ny anarako no ao Aminy. Jereo ny toko |
Fa ankehitriny ilay Avo manerinerina, ilay mandrakizay ny fonenany sady masina ny anarany, dia manao izao teny izao: «Any amin’ny toerana avo sy masina no onenako, nefa koa ao amin’ny torotoro fo sy manetry tena mba hamelombelona ny fanahin’ireo manetry tena sy hamelombelona ny fon’ireo torotoro fo.
Hanao izay hanitarana ny fahefàny izy ary hampisy fiadanana tsy misy fetra. Ny sezafiandrianan’i Davida no hipetrahany ary ny fanjakany no hofeheziny ka haoriny sy hohamafisiny amin’ny rariny sy ny hitsiny, hatramin’izao ka ho mandrakizay. Izany no hotanterahin’ny TOMPOn’izao rehetra izao, vokatry ny firedaredam-pitiavany.