1Tantara 13:7 - DIEM PROTESTANTA7 Nalaina tao an-tranon’i Abinadaba ny Vatamasina, dia nataingina teo ambony sarety vaovao; ka i Hozà sy i Ahiao no mpandroaka ny sarety. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Ary noentiny tamin’ny sarety vaovao niala tao an-tranon’i Abinadaba ny vata misy ny faneken’Andriamanitra. I Oza sy i Ahio no nampandeha ny sarety. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Nalaina tao an-tranon’i Abinadaba ny Vatamasina, dia nataingina teo ambony sarety vaovao; ka i Hozà sy i Ahiao no mpandroaka ny sarety. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Napetrany teo ambony sarety vaovao ny fiaran’Andriamanitra dia nentiny avy tao an-tranon’i Abinadaba: i Ozà sy i Ahiao nitarika ny sarety; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary nentiny tamin’ny sariety vaovao niala tao an-tranon’i Abinadaba ny fiaran’Andriamanitra, ary Oza sy Ahio no nampandeha ny sariety. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary nentiny tamin'ny sariety vaovao niala tao an-tranon'i Abinadaba ny fiaran'Andriamanitra, ary Oza sy Ahio no nampandeha ny sariety. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Ary noentiny tamin’ny sarety vaovao niala tao an-tranon’i Abinadaba ny vata misy ny faneken’Andriamanitra. I Oza sy i Ahio no nampandeha ny sarety. Jereo ny toko |
Rehefa hifindra toby ny Israelita dia ho vitan’i Aharôna sy ny zanany ny famonosana ny Toeramasina sy ny fanaka rehetra momba ny Toeramasina, dia ho avy amin’izay ny taranak’i Kehàta hitondra azy. Tsy hikasika ny fitaovana masina mivantana izy sao maty. Izany no anjara entan’ny taranak’i Kehàta ny amin’ny Tranolay fihaonana.