Zakaria 6:5 - Baiboly Katolika
Ary namaly ahy ny Anjely, ka nanao hoe: «Ireo no rivotra efatry ny lanitra tonga avy nitsangana teo anatrehan’ny Tompon’ny tany rehetra.
Jereo ny toko
Ary ilay anjely namaly ahy hoe: Ireo no rivotra efatry ny lanitra izay miroso rehefa avy nijoro teo anatrehan’ny Tompon’ny tany rehetra.
Jereo ny toko
Dia hoy izy namaly ahy: –Ireo kalesy efatra ireo dia hiroso ho any amin’ny vazan-tany efatra rehefa avy niseho teo anatrehan’ilay Tompon’ny tany tontolo.
Jereo ny toko
Dia hoy izy namaly ahy: –Ireo kalesy efatra ireo dia hiroso ho any amin’ny vazan-tany efatra rehefa avy niseho teo anatrehan’ilay Tompon’ny tany tontolo.
Jereo ny toko
Ary ilay anjely namaly ka nilaza tamiko hoe: Ireo no rivotra efatry ny lanitra, izay mivoaka avy nitsangana teo anatrehan’ny Tompon’ny tany rehetra.
Jereo ny toko
Ary ilay anjely namaly ka nilaza tamiko hoe: Ireo no rivotra efatry ny lanitra, izay mivoaka avy nitsangana teo anatrehan'ny Tompon'ny tany. rehetra.
Jereo ny toko
Ary ilay anjely namaly ahy hoe: Ireo no rivotra efatry ny lanitra izay miroso rehefa avy nijoro teo anatrehan’ny Tompon’ny tany rehetra.
Jereo ny toko