Jeremia 49:36 - Baiboly Katolika36 Hitondra rivotra efatra ho amin’i Elama Aho, avy amin’ny lafiny efatry ny lanitra, dia haeliko amin’ireo rivotra rehetra ireo izy; ka tsy hisy firenena tsy ho tongan’ny mpandositra avy ao Elama. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201136 Ary hitondra rivotra efatra avy amin’ny lafiny efatry ny lanitra Aho hamelezana an’i Elama. Ary haeliko ho amin’izany rivotra rehetra izany izy ka tsy hisy firenena izay tsy halehan’ny voaroaka avy any Elama. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA36 Avy any atsimo sy avaratra ary avy any atsinanana sy andrefana no handefasako ny rivotra efatra hamelezana an’i Helama. Haeliko any amin’ny vazantany rehetra izy, ka tsy hisy firenena izay tsy ahitana Helamita voaroaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Avy any atsimo sy avaratra ary avy any atsinanana sy andrefana no handefasako ny rivotra efatra hamelezana an’i Helama. Haeliko any amin’ny vazantany rehetra izy, ka tsy hisy firenena izay tsy ahitana Helamita voaroaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy36 Ary hitondra rivotra efatra avy amin’ny lafiny efatry ny lanitra Aho Hamelezana an’i Elama, Ary haeliko ho amin’izany rivotra rehetra izany izy, Ka tsy hisy firenena izay tsy halehan’ny voaroaka avy any Elama. Jereo ny tokoMalagasy Bible36 Ary hitondra Avotra efatra avy amin'ny lafiny efatry ny lanitra Aho hamelezana an'i Elama, ary haeliko ho amin'izany rivotra rehetra izany izy, ka tsy hisy firenena izay tsy halehan'ny voaroaka avy any Elama. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache36 Ary hitondra rivotra efatra avy amin’ny lafiny efatry ny lanitra Aho hamelezana an’i Elama. Ary haeliko ho amin’izany rivotra rehetra izany izy ka tsy hisy firenena izay tsy halehan’ny voaroaka avy any Elama. Jereo ny toko |