Nomery 14:18 - Baiboly Katolika
Ela vao mitezitra i Iaveh, ary sesehena ny hatsaram-pony: mamela ny heloka sy ny fahotana izy, nefa tsy nataony ho tsy manan-tsiny ny meloka, fa mamaly ny heloky ny ray amin’ny zanaka, hatramin’ny taranaka fahatelo sy fahefatra.
Jereo ny toko
Mahari-po NY TOMPO sady be famindrampo, mamela heloka sy fahadisoana, kanefa tsy mety manamarina ny meloka, fa mamaly ny heloky ny ray amin’ny zanaka hatramin’ny zafiafy sy ny zafindohalika.
Jereo ny toko
«Izaho no TOMPO Izay tsy mora tezitra sady be fitiavana fa mahazaka ny heloka sy ny fikomiana. Kanefa tsy afa-maina ny meloka, fa ny heloky ny olona kosa dia valiako amin’ny taranany hatramin’ny zafindohalika.»

Mahari-po Jehovah sady be famindrampo, mamela heloka sy fahadisoana, kanefa tsy mety manamarina ny meloka, fa mamaly ny heloky ny ray amin’ny zanaka hatramin’ny zafiafy sy ny zafindohalika.
Jereo ny toko
Mahari-po Jehovah sady be famindram-po, mamela heloka sy fahadisoana, kanefa tsy mety manamarina ny meloka, fa mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika.