Mpitsara 9:15 - Baiboly Katolika
Fa hoy ny tsilo tamin’ny hazo: Raha marina tokoa àry, fa tianareo ny hanosotra ahy ho mpanjaka, dia avia ianareo, ka mialofa amin’ny alokaloko, fa raha tsy izany, aoka hivoaka afo ny tsilo milobolobo, ka handoro ny sederan’i Libàna.
Jereo ny toko
Fa hoy ny tsilo tamin’ny hazo maniry: Raha hosoranareo ho mpanjakanareo tokoa ary aho dia avia ianareo ka mialofa ato amin’ny alokaloko; fa raha tsy izany, aoka hisy afo hivoaka avy amin’ny tsilo ka handevona ny sederan’i Libanona!
Jereo ny toko
Ary namaly azy ny kirihitra tsilo hoe: ‹Raha sitrakareo tokoa ny hifidy ahy ho mpanjakanareo, dia avia mipetraka eto ambany alokaloko ianareo! Fa raha tsy hanao izany ianareo, dia aoka hisy afo mivoaka avy amin’ny tsiloko ka handoro hatramin’ny hazo sederan’i Libano aza!› »

Fa hoy ny tsilo tamin’ny hazo: Raha ho soranareo ho mpanjakanareo tokoa ary aho, dia avia hianareo ka mialofa ato amin’ny alokaloko; fa raha tsy izany, aoka hisy afo hivoaka avy amin’ny tsilo ka handevona ny sederan’i Libanona.
Jereo ny toko
Fa hoy ny tsilo tamin'ny hazo: Raha hohosoranareo ho mpanjakanareo tokoa ary aho, dia avia ianareo ka mialofa ato amin'ny alokaloko; fa raha tsy izany, aoka hisy afo hivoaka avy amin'ny tsilo ka handevona ny sederan'i Libanona.