Nomery 21:28 - Baiboly Katolika28 Fa nisy afo nivoaka avy tao Hesebona, Ary lelafo avy tao an-tanànan’i Sehôna, Ka nandevona an’i Ara-Moaba, Dia ny tampon’ny havoan’i Arnôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 fa nisy afo nivoaka avy tao Hesbona ary lelafo avy tao an-tanànan’i Sihona ka nandevona an’i Ara-Moaba sy ireo tompon’ny havoana any Arnona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Fa nisy afo nivoaka avy tao Hesbôna, nisy lelafo avy tao an-drenivohitr’i Sihôna ka nandevona an’i Hara-Môaba, sy ireo tompon’ny havoan’i Arnôna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Fa nisy afo nivoaka avy tao Hesbôna, nisy lelafo avy tao an-drenivohitr’i Sihôna ka nandevona an’i Hara-Môaba, sy ireo tompon’ny havoan’i Arnôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Fa nisy afo nivoaka avy tao Hesbona, Sy lelafo avy tao an-tanànan’i Sihona, Ka nandevona an’i Aran’i Moaba Sy ny tompon’ny havoan’i Arnona. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Fa nisy afo nivoaka avy tao Hesbona, sy lelafo avy tao an-tanànan'i Sihona, Ka nandevona an'i Aran'i Moaba sy ny tompon'ny havoan'i Arnona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 fa nisy afo nivoaka avy tao Hesbona ary lelafo avy tao an-tanànan’i Sihona ka nandevona an’i Ara-Moaba sy ireo tompon’ny havoana any Arnona. Jereo ny toko |