Jona 1:5 - Baiboly Katolika
Raiki-tahotra ny matilò ka samy nitaraina tamin’izay andriamaniny avy, sady nanary ny zavatra tao an-tsambo tany anaty ranomasina, mba hanamaivana azy; fa i Jônasy kosa nidina tao ambodi-sambo, dia nandry ka renoka natory tao.
Jereo ny toko
Raiki-tahotra ny tantsambo ka samy nitaraina tamin’ny andriamaniny avy, sady nanary tany an-dranomasina ny entana tao an-tsambo mba hanamaivanana azy. I Jona kosa anefa tamin’izay dia nidina nandry tao ambany indrindra tao amin’ilay sambo ka renoky ny torimaso.
Jereo ny toko
Natahotra mafy ny matilò ka samy niantso vonjy tamin’ny andriamaniny avy. Dia natsipy tany an-dranomasina ny entana mba hanamaivana ny sambo. Tamin’izay kosa i Jônà efa nidina nandry tao anaty sambo iray ka resin-tory.

Dia raiki-tahotra ny matilo, ka samy nitaraina tamin’ny andriamaniny avy, sady nariany tany anaty ranomasina ny zavatra tao an-tsambo mba hampahatony ny loza. Fa Jona kosa efa nidina nankao anaty sambo ka nandry renoky ny torimaso.
Jereo ny toko
Dia raiki-tahotra ny matilo, ka samy nitaraina tamin'ny andriamaniny avy sady nariany tany anaty ranomasina ny zavatra tao an-tsambo mba hampahatony ny loza. Fa Jona kosa efa nidina nankao anaty sambo ka nandry renoky ny torimaso.