1Samoela 24:3 - Baiboly Katolika3 Dia naka telo arivo lahy voafantina tamin’i Israely rehetra i Saola ka nandeha nitady an’i Davida sy ny olony, hatrany amin’ny vatolampin’ny osy dia. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Ary naka telo arivo lahy voafantina tamin’ny Israely rehetra i Saoly ka lasa nitady an’i Davida sy ny olony tany amin’ny vatolampin’ny osidia. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Ary i Saoly naka telo arivo lahy izay notsongaina tamin’i Israely manontolo, ka lasa nitady an’i Davida sy ny olony izay teo anoloan’ny Vatolampin’ny Osidia. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Ary i Saoly naka telo arivo lahy izay notsongaina tamin’i Israely manontolo, ka lasa nitady an’i Davida sy ny olony izay teo anoloan’ny Vatolampin’ny Osidia. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary Saoly naka telo arivo lahy voafantina tamin’ny Isiraely rehetra ka lasa nitady an’i Davida sy ny olony tany amin’ny vatolampin’ny osi-dia. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary Saoly naka telo arivo lahy voafantina tamin'ny Isiraely rehetra ka lasa nitady an'i Davida sy ny olony tany amin'ny vatolampin'ny osi-dia. Jereo ny toko |