Mibadabada i Hesebona sy i Eleale; re hatrany Jahasy ny feony. Noho izany midradradradra ny mpiadin’i Moaba, mangovitra ny fanahin’izy io.
Jeremia 48:21 - Baiboly Katolika Misy fitsarana tonga, mihatra amin’ny tany lemaka, amin’i Helona, amin’i Jasà, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny fitsarana dia miakatra ao amin’ny tany lemaka, dia ao Holona, Jahaza, Mefata, DIEM PROTESTANTA Tonga ny fitsaran’ny Tompo ka mamely ny faritra lembalemba sy ireto tanàna ireto: i Hôlôna sy i Jahatsa sy i Mefahàta, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tonga ny fitsaran’ny Tompo ka mamely ny faritra lembalemba sy ireto tanàna ireto: i Hôlôna sy i Jahatsa sy i Mefahàta, Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny fitsarana dia miakatra ao amin’ny tany lemaka, Dia ao Holona sy Jahaza sy Mefata Malagasy Bible Ary ny fitsarana dia miakatra ao amin'ny tany lemaka, dia ao Holona sy Jahaza sy Mefata La Bible en Malgache Ary ny fitsarana dia miakatra ao amin’ny tany lemaka, dia ao Holona, Jahaza, Mefata, |
Mibadabada i Hesebona sy i Eleale; re hatrany Jahasy ny feony. Noho izany midradradradra ny mpiadin’i Moaba, mangovitra ny fanahin’izy io.
Noho ny antsoantson’i Hesebona re hatrany Eleale; hatrany Jasà, dia mandefa ny antsoantsony izy ireo; hatrany Segôra ka hatrany Hôrônaima, hatrany Eglata-Selisia, fa mbamin’ny ranon’i Nemrima aza no ho tankina.
Ho tonga hamely ny tanàna rehetra ny mpandringana, ka tsy hisy ho afaka aminy izy ireo na iray aza; ny lohasaha, hosimbana; ary ny tanety, horobaina, araka ny voalazan’i Iaveh.
noho izany dia indro hotatahako ny lanivoan’i Moaba, hatrany amin’ny tanàna, hatrany amin’ny tanànany, hatrany amin’ny faritry ny taniny, tabihan’ny tany, i Betjesimôta, i Beelmeôna, i Kariataìna.
Ka noho izany dia velona Aho, - teny marin’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: - i Moaba hanahaka an’i Sôdôma; ary ny taranak’i Amôna ho tahaka an’i Gômôra: fitoerana nafoy ho an’ny amiana sy tany ihadian-tsira, ho efitra mandrakizay. Izay sisa amin’ny vahoakako hamabo azy, ary izay tavela amin’ny fireneko no hahazo azy ho lovany.
Tsy navelan’i Sehôna handalo ny faritaniny i Israely, fa nanangona ny vahoakany rehetra izy, ka nivoaka hitsena an’i Israely, tany an’efitra; dia tonga tany Jasà ary rafitra ady tamin’i Israely.
I Nebô ary i Baalmeôna izay samy novany anarana ary i Sabamà, ka samy nomeny ny anarana ny tanàna naoriny.
i Hesebona sy ny tanànany rehetra amin’ny tany lemaka, Dibôna, Bamôta-Baala, Bety-Baala-Maona,