Jeremia 48:34 - Baiboly Katolika34 Noho ny antsoantson’i Hesebona re hatrany Eleale; hatrany Jasà, dia mandefa ny antsoantsony izy ireo; hatrany Segôra ka hatrany Hôrônaima, hatrany Eglata-Selisia, fa mbamin’ny ranon’i Nemrima aza no ho tankina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201134 Ny fitarainan’i Hesbona dia re hatrany Elale sy Jahaza, hatrany Zoara ka hatrany Horonaima sy Eglata-Selisia; fa na dia ny ranon’i Nimrima aza dia ho ritra koa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA34 Miantso vonjy ny olon’i Hesbôna ka re hatrany Elehale. Eny, re hatrany Jahatsa ny feony; ary ny antso avy ao Tsôhara dia tonga hatrany Hôrônaîma sy Heglata-Selisià, satria ho ritra ihany koa na dia ny ranon’i Nimrima aza. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Miantso vonjy ny olon’i Hesbôna ka re hatrany Elehale. Eny, re hatrany Jahatsa ny feony; ary ny antso avy ao Tsôhara dia tonga hatrany Hôrônaîma sy Heglata-Selisià, satria ho ritra ihany koa na dia ny ranon’i Nimrima aza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy34 Ny fitarainan’i Hesbona, dia re hatrany Elale sy Jahaza, Hatrany Zoara ka hatrany Horonaima sy Eglata-selisia; Fa na dia ny ranon’i Nimrima aza dia ho ritra koa. Jereo ny tokoMalagasy Bible34 Ny fitarainan'i Hesbona dia re hatrany Elale sy Jahaza. Hatrany Zoara ka hatrany Horonaima sy Eglata-selisia; Fa na dia ny ranon'i Nimrima aza dia ho ritra koa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache34 Ny fitarainan’i Hesbona dia re hatrany Elale sy Jahaza, hatrany Zoara ka hatrany Horonaima sy Eglata-Selisia; fa na dia ny ranon’i Nimrima aza dia ho ritra koa. Jereo ny toko |