Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 48:34 - DIEM PROTESTANTA

34 Miantso vonjy ny olon’i Hesbôna ka re hatrany Elehale. Eny, re hatrany Jahatsa ny feony; ary ny antso avy ao Tsôhara dia tonga hatrany Hôrônaîma sy Heglata-Selisià, satria ho ritra ihany koa na dia ny ranon’i Nimrima aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 Ny fitarainan’i Hesbona dia re hatrany Elale sy Jahaza, hatrany Zoara ka hatrany Horonaima sy Eglata-Selisia; fa na dia ny ranon’i Nimrima aza dia ho ritra koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Miantso vonjy ny olon’i Hesbôna ka re hatrany Elehale. Eny, re hatrany Jahatsa ny feony; ary ny antso avy ao Tsôhara dia tonga hatrany Hôrônaîma sy Heglata-Selisià, satria ho ritra ihany koa na dia ny ranon’i Nimrima aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

34 Noho ny antsoantson’i Hesebona re hatrany Eleale; hatrany Jasà, dia mandefa ny antsoantsony izy ireo; hatrany Segôra ka hatrany Hôrônaima, hatrany Eglata-Selisia, fa mbamin’ny ranon’i Nemrima aza no ho tankina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 Ny fitarainan’i Hesbona, dia re hatrany Elale sy Jahaza, Hatrany Zoara ka hatrany Horonaima sy Eglata-selisia; Fa na dia ny ranon’i Nimrima aza dia ho ritra koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 Ny fitarainan'i Hesbona dia re hatrany Elale sy Jahaza. Hatrany Zoara ka hatrany Horonaima sy Eglata-selisia; Fa na dia ny ranon'i Nimrima aza dia ho ritra koa.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 48:34
10 Rohy Ifampitohizana  

Dia nitazana i Lôta ka nahatsinjo ny faritanin’i Jôrdàna manontolo. Talohan’ny nandravan’ny TOMPO an’i Sôdôma sy i Gômôra, izany faritany izany mandra-pahatonga any Tsôhara dia tahaka ny zaridainan’ny TOMPO, tahaka ny lohasahan’i Neily.


dia niady tamin’i Bera mpanjakan’i Sôdôma sy i Birsa mpanjakan’i Gômôra sy i Sinàba mpanjakan’i Admà sy i Semebera mpanjakan’i Tsebôima ary ny mpanjakan’i Bela na hoe Tsôhara.


Tonga ny fitsaran’ny Tompo ka mamely ny faritra lembalemba sy ireto tanàna ireto: i Hôlôna sy i Jahatsa sy i Mefahàta,


Mitomany ny sisa velona miakatra ny fiakaran’i Lohita. Re hatrany am-pidinan’i Hôrônaîma ny kiakiaka ateraky ny fandringanana hoe:


–I Hatarôta sy i Dibôna, i Jahezera sy i Nimrà, i Hesbôna sy i Elehale, i Sebama sy i Nebao ary i Behôna dia tanàna


ny faritr’i Negeba; ary, ao amin’ny lohasahan’i Jôrdàna, ny faritanin’i Jerikao (tanàna be rofia), faritany izay tafapaka hatrany Tsôhara.


i Jahatsa, i Kedemôta, i Mefahata,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra