Jeremia 42:14 - Baiboly Katolika
raha hoy ianareo: Tsia, fa any Ejipta no halehanay, izay tsy hahitanay ady, tsy handrenesanay feon’anjomara, tsy hahatsiarovanay noana, ka any no honenanay;
Jereo ny toko
fa miteny hoe: Tsia; hankany amin’ny tany Ejipta izahay, fa any no tsy hahitanay ady, na handrenesanay ny feon’ny anjomara na hahitanay mosary, ka any no honenanay,
Jereo ny toko
fa handeha any Ejipta mba tsy hahita ady sy tsy handre ny feon’ny anjomara ary tsy ho faty mosary intsony, dia hipetraka any!
Jereo ny toko
fa handeha any Ejipta mba tsy hahita ady sy tsy handre ny feon’ny anjomara ary tsy ho faty mosary intsony, dia hipetraka any!
Jereo ny toko
fa manao hoe: Tsia; fa hankany amin’ny tany Egypta izahay, fa any no tsy hahitanay ady, na handrenesanay ny feon’ny anjomara na hahitanay mosary, ka dia any no honenanay,
Jereo ny toko
fa manao hoe: Tsia; fa hankany amin'ny tany Egypta izahay, fa any no tsy hahitanay ady, na handrenesanay ny feon'ny anjomara na hahitanay mosary, ka dia any no honenanay,
Jereo ny toko
fa miteny hoe: Tsia; hankany amin’ny tany Ejipta izahay, fa any no tsy hahitanay ady, na handrenesanay ny feon’ny anjomara na hahitanay mosary, ka any no honenanay,
Jereo ny toko