Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 41:17 - Baiboly Katolika

17 Dia nandeha izy ireo, ka teo amin’ny tranom-bahiny ao Kanaama, akaikin’i Betlehema, no nijanona, vao lasa nankany Ejipta,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Dia lasa izy ireo ka nitoetra tao Gerota-Kimama izay ao akaikin’i Betlehema, mba handehanany hankany Ejipta

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

17 Ary nandeha izy rehetra ka nijanona nitoby tao Kimehàma akaikin’i Betlehema. Fa nikasa hankany Ejipta izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Ary nandeha izy rehetra ka nijanona nitoby tao Kimehàma akaikin’i Betlehema. Fa nikasa hankany Ejipta izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 ary dia lasa izy ireo ka nitoetra tao Gerota-kimama, izay ao akaikin’i Betlehema, mba handehanany hankany Egypta

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 ary dia lasa izy ireo ka nitoetra tao Gerota-kimama, izay ao akaikin'i Betlehema, mba handehanany hankany Egypta.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Dia lasa izy ireo ka nitoetra tao Gerota-Kimama izay ao akaikin’i Betlehema, mba handehanany hankany Ejipta

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 41:17
6 Rohy Ifampitohizana  

raha hoy ianareo: Tsia, fa any Ejipta no halehanay, izay tsy hahitanay ady, tsy handrenesanay feon’anjomara, tsy hahatsiarovanay noana, ka any no honenanay;


Ry sisa amin’i Jodà ô, izao no lazain’i Iaveh aminareo: Aza miditra any Ejipta ianareo; fantaro tsara fa efa nanariko ampahibemaso ianareo izao androany.


Fa nentin’i Johanàna zanak’i Karea, mbamin’ireo mpifehy miaramila rehetra ihany ny sisan’i Jodà rehetra, ireo izay efa niverina avy any amin’ny firenena rehetra nielezany, honina eo amin’ny tanin’i Jodà,


Niditra tany amin’ny tany Ejipta izy ireo, dia tonga hatrany Tafnesa, fa tsy nihaino ny feon’i Iaveh.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra