Jeremia 41:18 - Baiboly Katolika18 nanalavitra ny Kaldeanina izay natahorany, noho ny namonoan’i Ismaely zanak’i Nataniasa an’i Godoliasa zanak’i Ahikama, izay napetraky ny mpanjakan’i Babilôna, ho governoran’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 tsy ho tratry ny Kaldeana; fa natahotra azy izy, satria Ismaela, zanak’i Netania, dia efa namono an’i Gedalia, zanak’i Ahikama, izay notendren’ny mpanjakan’i Babilona ho mpanapaka ny tany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 satria natahotra ny Babilônianina hatramin’ny namonoan’i Jismahela an’i Gedalià izay notendren’ny mpanjakan’i Babilôna hitondra ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 satria natahotra ny Babilônianina hatramin’ny namonoan’i Jismahela an’i Gedalià izay notendren’ny mpanjakan’i Babilôna hitondra ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 tsy ho tratry ny Kaldeana; fa natahotra azy izy, satria Isimaela, zanak’i Netania, efa namono an’i Gedalia, zanak’i Ahikama, izay notendren’ny mpanjakan’i Babylona ho mpanapaka ny tany. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 tsy ho tratry ny Kaldeana; fa natahotra azy izy, satria Isimaela, zanak'i Netania, efa namono an'i Gedalia, zanak'i Ahikama, izay notendren'ny mpanjakan'i Babylona ho mpanapaka ny tany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 tsy ho tratry ny Kaldeana; fa natahotra azy izy, satria Ismaela, zanak’i Netania, dia efa namono an’i Gedalia, zanak’i Ahikama, izay notendren’ny mpanjakan’i Babilona ho mpanapaka ny tany. Jereo ny toko |
Raha mbola nijanonjanona teo, tsy nandeha i Jeremia: «Miverena àry, hoy izy, any amin’i Godoliasa zanak’i Ahikama zanak’i Safàna, izay natsangan’ny mpanjakan’i Babilôna hanapaka ny tanànan’i Jodà, ka miaraha mitoetra aminy, eo amin’ny vahoaka; na mandehana any amin’izay tianao haleha, na aiza na aiza.» Dia nomen’ity lehiben’ny mpiambina vatsy amam-panomezana izy, vao nalefany handeha.