Jeremia 42:1 - Baiboly Katolika
Tamin’izay, nanatona an’i Jeremia avokoa ny mpifehy miaramila rehetra mbamin’i Johanàna zanak’i Karea, i Jezoniasa zanak’i Osaiasa, ary ny vahoaka rehetra na kely na lehibe,
Jereo ny toko
Ary ny mpifehy ny miaramila rehetra sy i Johanana, zanak’i Karea, ary i Jazania, zanak’i Hosaia, mbamin’ny vahoaka rehetra, na kely na lehibe, dia nanatona
Jereo ny toko
Tamin’izay ireo rehetra mpifehy ny andia-miaramila, indrindra i Jôhanàna zanakalahin’i Karea sy i Hazarià zanakalahin’i Hôsaià, ary koa ny vahoaka rehetra teo na kely na lehibe,

ARY ny mpifehy ny miaramila rehetra sy Johanana, zanak’i Karea, sy Jazania, zanak’i Hosaia, mbamin’ny vahoaka rehetra, na kely na lehibe, dia nanatona
Jereo ny toko
Ary ny mpifehy ny miaramila rehetra sy Johanana, zanak'i Karea, sy Jazania, zanak'i Hosaia, mbamin'ny vahoaka rehetra, na kely na lehibe, dia nanatona
Jereo ny toko
Ary ny mpifehy ny miaramila rehetra sy i Johanana, zanak’i Karea, ary i Jazania, zanak’i Hosaia, mbamin’ny vahoaka rehetra, na kely na lehibe, dia nanatona
Jereo ny toko