Jeremia 36:7 - Baiboly Katolika
Angamba ho tonga eo anatrehan’i Iaveh ny fifonany, ary hiova hiala amin’ny lalan-dratsiny avy izy; fa lehibe ny hatezerana amam-pahavinirana nolazain’i Iaveh hahatra amin’ity vahoaka ity.»
Jereo ny toko
Fa angamba hoborahina eo anatrehan’NY TOMPO ny fifonany, dia samy hiala amin’ny lalany ratsy avy izy; fa loza ny fahatezerana sy ny fahavinirana izay nolazain’NY TOMPO ny amin’ity firenena ity.
Jereo ny toko
Angamba hamboraka fifonana amin’ny TOMPO izy ary hiala amin’ny fitondrantena ratsy; satria efa nilaza ny TOMPO fa tena tezitra sy vinitra tamin’ity vahoaka ity.»
Jereo ny toko
Angamba hamboraka fifonana amin’ny TOMPO izy ary hiala amin’ny fitondrantena ratsy; satria efa nilaza ny TOMPO fa tena tezitra sy vinitra tamin’ity vahoaka ity.»
Jereo ny toko
Fa angamba ny fifonany hoborahina eo anatrehan’i Jehovah, ka dia samy hiala amin’ny làlany ratsy avy izy; fa loza ny fahatezerana sy ny fahavinirana izay nolazain’i Jehovah ny amin’ity firenena ity.
Jereo ny toko
Fa angamba ny fifonany hoborahina eo anatrehan'i Jehovah, ka dia samy hiala amin'ny lalany ratsy avy izy; fa loza ny fahatezerana sy ny fahavinirana izay nolazain'i Jehovah ny amin'ity firenena ity.