Jeremia 36:8 - Baiboly Katolika8 Dia nataon’i Baròka zanak’i Nerià avokoa, izay nandidian’i Jeremia mpaminany azy; novakiny tao an-tranon’i Iaveh, tao amin’ny horonan-taratasy ny tenin’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Ary i Baroka, zanak’i Neria, dia nanatanteraka araka izay rehetra nandidian’i Jeremia mpaminany azy ka namaky ny tenin’NY TOMPO tamin’ny taratasy teo amin’ny tranon’NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Dia nataon’i Baròka izay rehetra nandidian’i Jeremià mpaminany azy, ka nankao an-tranon’ny TOMPO izy ary namaky mafy ny hafatry ny TOMPO voasoratra tao amin’ny horonan-taratasy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Dia nataon’i Baròka izay rehetra nandidian’i Jeremià mpaminany azy, ka nankao an-tranon’ny TOMPO izy ary namaky mafy ny hafatry ny TOMPO voasoratra tao amin’ny horonan-taratasy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary Baroka, zanak’i Neria, dia nanao araka izay rehetra nandidian’i Jeremia mpaminany azy ka namaky ny tenin’i Jehovah tamin’ny taratasy teo an-tranon’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary Baroka, zanak'i Neria, dia nanao araka izay rehetra nandidian'i Jeremia mpaminany azy ka namaky ny tenin'i Jehovah tamin'ny taratasy teo an-tranon'i Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Ary i Baroka, zanak’i Neria, dia nanatanteraka araka izay rehetra nandidian’i Jeremia mpaminany azy ka namaky ny tenin’NY TOMPO tamin’ny taratasy teo amin’ny tranon’NY TOMPO. Jereo ny toko |