Jeremia 30:19 - Baiboly Katolika
Hira fiderana no hivoaka avy ao, sy hobim-piravoravoana. Hahamaro azy Aho, ka tsy hohavitsîna intsony izy; hanome voninahitra azy Aho, ka tsy hohamavoina intsony izy;
Jereo ny toko
Ary hisy fisaorana sy feon’ny mifaly avy ao aminy; dia hahamaro azy Aho ka tsy hihena ny isany, sady hanome voninahitra azy Aho ka tsy hambaniana izy.
Jereo ny toko
Re avy ao ny hira fiderana sy ny horakora-pifaliana. Tsy hihavitsy intsony ianareo, ry taranak’i Jakôba, fa hohamaroiko; tsy hatao tsinontsinona intsony ianareo, fa horakofako voninahitra.

Ary hisy fisaorana sy feon’ny mifaly avy ao; Dia hahamaro azy Aho, ka tsy ho vitsy izy, Sady hanome voninahitra azy Aho, ka tsy ho ambany izy.
Jereo ny toko
Ary hisy fisaorana sy feon'ny mifaly avy ao; Dia hahamaro azy Aho, ka tsy ho vitsy izy, sady hanome voninahitra azy Aho, ka tsy ho ambany izy.
Jereo ny toko
Ary hisy fisaorana sy feon’ny mifaly avy ao aminy; dia hahamaro azy Aho ka tsy hihena ny isany, sady hanome voninahitra azy Aho ka tsy hambaniana izy.
Jereo ny toko