Jeremia 33:22 - Baiboly Katolika22 Toy ny tafiky ny lanitra, tsy azo isaina, sy toy ny fasika any amin’ny ranomasina tsy azo afàtra, no hampitomboako ny taranak’i Davida mpanompoko, sy ireo Levita manao ny fanompoana Ahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Toy ny hamaroan’ny kintana eny amin’ny lanitra, izay tsy azo isaina, ary toy ny fasika any amin’ny ranomasina, izay tsy azo afàtra, dia toy izany no hanamaroako ny taranak’i Davida mpanompoko sy ny levita, izay manao fanompoam-pivavahana ho Ahy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 Tsia, fa ny taranak’i Davida mpanompoko sy ny an’ireo levita izay manao fanompoam-pivavahana ho Ahy dia ho maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ka tsy ho hita isa. ary toy ny fasika eny amoron-dranomasina ka tsy ho hita fatra.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Tsia, fa ny taranak’i Davida mpanompoko sy ny an’ireo levita izay manao fanompoam-pivavahana ho Ahy dia ho maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ka tsy ho hita isa. ary toy ny fasika eny amoron-dranomasina ka tsy ho hita fatra.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Toy ny hamaroan’ny kintana eny amin’ny lanitra, izay tsy azo isaina, Ary toy ny fasika any amin’ny ranomasina, izay tsy azo afatra, Dia toy izany no hanamaroako ny taranak’i Davida mpanompoko Sy ny Levita, izay manao fanompoam-pivavahana ho Ahy. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Toy ny hamaroan'ny kintana eny amin'ny lanitra, izay tsy azo isaina, ary toy ny fasika any amin'ny ranomasina, izay tsy azo afàtra, dia toy izany no hanamaroako ny taranak'i Davida mpanompoko sy ny Levita, izay manao fanompoam-pivavahana ho Ahy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Toy ny hamaroan’ny kintana eny amin’ny lanitra, izay tsy azo isaina, ary toy ny fasika any amin’ny ranomasina, izay tsy azo afàtra, dia toy izany no hanamaroako ny taranak’i Davida mpanompoko sy ny levita, izay manao fanompoam-pivavahana ho Ahy. Jereo ny toko |
Fa ireo Levita mpisorona, taranak’i Sadôka kosa, izay nitandrina ny fandaharana momba ny fitoerako masina tamin’ny nivilian’ny zanak’i Israely nanalavitra Ahy, dia izay ireo no hanatona Ahy hanao ny fanompoana amiko, sy hitsangana eo anatrehako, hanatitra ny sabora sy ny ra, - teny marin’ny Tompo Iaveh.