Jeremia 22:17 - Baiboly Katolika
Fa ny masonao amam-ponao tsy mihevitra afa-tsy ny tenanao, mbamin’ny ra tsy manan-tsiny, handatsahana azy sy ny fampahoriana ary fanaovana an-keriny, hanatanterahana izany.
Jereo ny toko
Nefa tsy misy alehan’ny masonao sy ny eritreritrao afa-tsy ny filan-karena ihany sy ny fandatsahana ny ran’ny tsy manan-tsiny ary ny fampahoriana sy ny fanaovana an-keriny.
Jereo ny toko
Fa ianao kosa tsy nijery afa-tsy ny tombontsoanao, ianao kosa tsy nieritreritra afa-tsy ny hamono ny tsy manan-tsiny ho faty ary ny hanao famoretana sy herisetra.»
Jereo ny toko
Fa ianao kosa tsy nijery afa-tsy ny tombontsoanao, ianao kosa tsy nieritreritra afa-tsy ny hamono ny tsy manan-tsiny ho faty ary ny hanao famoretana sy herisetra.»
Jereo ny toko
Nefa tsy misy alehan’ny masonao sy ny eritreritrao afa-tsy ny filan-karena ihany Sy ny fandatsahana ra marina Ary ny fampahoriana sy ny fanaovana an-keriny.
Jereo ny toko
Nefa tsy misy alehan'ny masonao sy ny eritreritrao afa-tsy ny filan-karena ihany sy ny fandatsahana rà marina ary ny fampahoriana sy ny fanaovana an-keriny.
Jereo ny toko
Nefa tsy misy alehan’ny masonao sy ny eritreritrao afa-tsy ny filan-karena ihany sy ny fandatsahana ny ran’ny tsy manan-tsiny ary ny fampahoriana sy ny fanaovana an-keriny.
Jereo ny toko