Jakoba 4:3 - Baiboly Katolika
mangataka ianareo, fa ratsy fangataka, dia ny hahazo izay hiaranan’ny filàn-dratsinareo, ka tsy mahazo ianareo.
Jereo ny toko
Mangataka ianareo nefa tsy mahazo ihany satria diso fangataka fa mba holaninareo amin’ny filanareo fotsiny.
Jereo ny toko
mangataka amin’Andriamanitra ianareo nefa tsy mahazo, satria ratsy fangataka: izay hiaranan’ny filàndratsinareo no angatahinareo.
Jereo ny toko
mangataka amin’Andriamanitra ianareo nefa tsy mahazo, satria ratsy fangataka: izay hiaranan’ny filàndratsinareo no angatahinareo.
Jereo ny toko
Mangataka hianareo, nefa tsy mahazo ihany, satria diso fangataka, mba holaninareo amin’ny filanareo.
Jereo ny toko
Mangataka ianareo, nefa tsy mahazo ihany, satria diso fangataka, mba holaninareo amin'ny filanareo.
Jereo ny toko
Mangataka ianareo nefa tsy mahazo ihany satria diso fangataka fa mba holaninareo amin’ny filanareo fotsiny.
Jereo ny toko