Marka 10:38 - Baiboly Katolika38 Ary hoy i Jesoa taminy: «Tsy fantatrareo izay angatahinareo; moa mahasotro ny kapoaka izay hosotroiko va ianareo, na mahazaka ny batemy izay hanaovana batemy Ahy?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201138 Fa hoy Jesosy taminy: Tsy fantatrareo izay angatahinareo. Hainareo va ny hisotro amin’ny kapoaka izay isotroako, na ny hatao batisa amin’ny batisa izay anaovana Ahy batisa? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA38 Fa hoy i Jesoa taminy: –Tsy fantatrareo manko izay angatahinareo; vitanareo ve ny hiaritra fijaliana tahaka ny hiaretako, na ny hiroso amin’ny batisa hirosoako? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 Fa hoy i Jesoa taminy: –Tsy fantatrareo manko izay angatahinareo; vitanareo ve ny hiaritra fijaliana tahaka ny hiaretako, na ny hiroso amin’ny batisa hirosoako? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy38 Fa hoy Jesosy taminy: Tsy fantatrareo izay angatahinareo; hainareo va ny hisotro amin’ny kapoaka izay sotroiko, na ny hatao batisa amin’ny batisa izay anaovana Ahy batisa? Jereo ny tokoMalagasy Bible38 Fa hoy Jesosy taminy: Tsy fantatrareo izay angatahinareo; hainareo va ny hisotro amin'ny kapoaka izay sotroiko, na ny hatao batisa amin'ny batisa izay anaovana Ahy batisa? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache38 Fa hoy Jesosy taminy: Tsy fantatrareo izay angatahinareo. Hainareo va ny hisotro amin’ny kapoaka izay isotroako, na ny hatao batisa amin’ny batisa izay anaovana Ahy batisa? Jereo ny toko |