Isaia 1:5 - Baiboly Katolika
Aiza indray no hasiana aminareo, raha mitohy ny fiodinanareo? ny loha manontolo marary, ary ny fo manontolo mavozovozo.
Jereo ny toko
Nahoana no mbola te hokapohina ihany ianareo noho izao fikomianareo lalandava izao? Henika aretina ny loha manontolo ary marary ny fo manontolo.
Jereo ny toko
Aiza indray àry no tianareo hikapohana anareo no mbola mikiry amin’ny ditranareo ihany ianareo? Efa feno ratra avokoa ny loha, ary marary ny fo manontolo.
Jereo ny toko
Aiza indray àry no tianareo hikapohana anareo no mbola mikiry amin’ny ditranareo ihany ianareo? Efa feno ratra avokoa ny loha, ary marary ny fo manontolo.
Jereo ny toko
Nahoana no mbola ta-hasiana ihany hianareo noho izao fiodinanareo lalandava izao? Henika aretina avokoa ny loha rehetra, Ary marary ny fo rehetra.
Jereo ny toko
Nahoana no mbola ta-hasiana ihany ianareo noho izao fiodinanareo lalandava izao? Henika aretina avokoa ny loha rehetra, Ary marary ny fo rehetra.
Jereo ny toko
Nahoana no mbola te hokapohina ihany ianareo noho izao fikomianareo lalandava izao? Henika aretina ny loha manontolo ary marary ny fo manontolo.
Jereo ny toko