Izao no tantaran’i Ismaely zanak’i Abrahama izay naterak’i Agara Ejiptianina mpanompo vavin’i Sarà tamin’i Abrahama.
Genesisy 36:43 - Baiboly Katolika Magdiela loham-pirenena, Hirama loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena amin’i Edôma, araka ny fonenany, any amin’ny tany onenany avy. Izany no Esao, rain’i Edôma. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Magdiela, loham-pirenena ary Irama, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena tamin’ny Edomita, araka ny fonenany tany amin’ny taniny avy. Izany ary no Esao, razamben’ny Edomita. DIEM PROTESTANTA sy i Magdiela ary i Hirama. Ireo no filoham-pianakavian’ny Edômita araka ny fonenany teo amin’ny faritaniny avy. I Hesao no razamben’ny Edômita. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy i Magdiela ary i Hirama. Ireo no filoham-pianakavian’ny Edômita araka ny fonenany teo amin’ny faritaniny avy. I Hesao no razamben’ny Edômita. Baiboly Protestanta Malagasy sy Magdiela loham-pireneny ary Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin’ny Edomita, araka ny fonenany, tany amin’ny taniny avy. Izany no Esao, rain’ny Edomita. Malagasy Bible sy Magdiela loham-pireneny ary Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin'ny Edomita, araka ny fonenany, tany amin'ny taniny avy. Izany no Esao, rain'ny Edomita. La Bible en Malgache i Magdiela, loham-pirenena ary Irama, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena tamin’ny Edomita, araka ny fonenany tany amin’ny taniny avy. Izany ary no Esao, razamben’ny Edomita. |
Izao no tantaran’i Ismaely zanak’i Abrahama izay naterak’i Agara Ejiptianina mpanompo vavin’i Sarà tamin’i Abrahama.
Ka hoy i Esao tamin’i Jakôba: «Mba avelao aho hihinana amin’ny mena, dia amin’io mena io, fa reraka aho.» Izany no nanaovana ny anaran’i Esao hoe Edôma.
Izao no loham-pirenena amin’ny zanak’i Esao: ireo zanaka lahin’i Elifaza: i Temàna loham-pirenena, i Omara loham-pirenena, i Sefao loham-pirenena, i Seneza loham-pirenena,
Koa amin’izany, tsy ianareo no nampandeha ahy ho aty, fa Andriamanitra. Izy no nanangana ahy ho rain’i Faraôna sy ho tompon’ny tranony rehetra ary ho mpanapaka ny tany Ejipta manontolo.
I Maonatì niteraka an’i Ofrà; i Saraià niteraka an’i Jôaba, rain’ny ao an-dohasan’i Karaskima, fa mpiasa izy ireo.
Nivadi-po ambony ihany ireo andrian’i Edôma; Tera-kovitra ny maherin’i Moaba; Niraviravy tanana avokoa ny mponina any Kanaana;
Avy ao Kadesy no nandefasan’i Môizy iraka tamin’ny mpanjakan’i Edôma, hilaza aminy hoe: «Izao no lazain’i Israely, rahalahinao: Fantatrao ny fahoriana rehetra niaretanay.
nefa mitandrema tsara mba tsy hisy hifandiranareo aminy, fa tsy hanomezako anareo ny taniny, na dia eram-paladia aza; ny tendrombohitra Seira efa nomeko an’i Esao hananany azy.