Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 36:43 - DIEM PROTESTANTA

43 sy i Magdiela ary i Hirama. Ireo no filoham-pianakavian’ny Edômita araka ny fonenany teo amin’ny faritaniny avy. I Hesao no razamben’ny Edômita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

43 i Magdiela, loham-pirenena ary Irama, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena tamin’ny Edomita, araka ny fonenany tany amin’ny taniny avy. Izany ary no Esao, razamben’ny Edomita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

43 sy i Magdiela ary i Hirama. Ireo no filoham-pianakavian’ny Edômita araka ny fonenany teo amin’ny faritaniny avy. I Hesao no razamben’ny Edômita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

43 Magdiela loham-pirenena, Hirama loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena amin’i Edôma, araka ny fonenany, any amin’ny tany onenany avy. Izany no Esao, rain’i Edôma.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

43 sy Magdiela loham-pireneny ary Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin’ny Edomita, araka ny fonenany, tany amin’ny taniny avy. Izany no Esao, rain’ny Edomita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

43 sy Magdiela loham-pireneny ary Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin'ny Edomita, araka ny fonenany, tany amin'ny taniny avy. Izany no Esao, rain'ny Edomita.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 36:43
15 Rohy Ifampitohizana  

Izao no lisitry ny taranak’i Jismahela, zanakalahin’i Abrahama, naterak’i Hagara ilay Ejiptianina mpanompovavin’i Sarà.


ka nangataka taminy hoe: –Mba omeo kely amin’io sakafo efa menafify io aho fa reraka. (Izany no niantsoana azy tamin’ny anaram-bositra hoe Edôma na Ilaimena).


Ireto avy no filoham-pianakavian’ny taranak’i Hesao. Samy filoham-pianakaviany avokoa ireo zanakalahin’i Elifaza lahimatoan’i Hesao, dia i Temàna sy i Omara, i Tsefao sy i Kenaza,


i Kenàza sy i Temàna, i Mibitsara


Toy izao no lisitry ny taranak’i Hesao, razamben’ny Edômita izay nonina teny an-tendrombohitra Sehira.


Nipetraka tao amin’ny tany Kanahàna i Jakôba, dia tao amin’ny faritany nivahinian-drainy.


Tsy ianareo no nandefa ahy taty fa Andriamanitra mihitsy, ary mbola Izy ihany no nametraka ahy ho mpandraharaha faratampon’ny Farao sy ho mpanapaka izay rehetra ao an-tranon’ny Farao ary ho mpitondra an’i Ejipta manontolo.


sy i Magdiela ary i Hirama; ireo no lehibem-poko nitondra an’i Edôma.


I Mehônôtahy no ray niteraka an’i Hôfrà; ary i Seraià no ray niteraka an’i Jôaba razamben’ny ao Geharasima na hoe Lohasahan’ny mpiasa, fa mpiasa izy ireo.


raiki-tahotra ireo lehiben’i Edôma ary mangovitra ireo andriandahin’i Môaba; kivy ny mponina rehetra any Kanahàna.


Naniraka olona avy tao Kadesy hankany amin’ny mpanjakan’i Edôma i Mosesy hilaza aminy hoe: –Izao no lazain’ny israelita rahalahinao. Fantatrao ny fahoriana rehetra nahazo anay.


mba tsy hila ady aminy, fa tsy hanomezako anareo ny taniny na eram-paladia akory aza, satria efa nomeko ho fananan’ny taranak’i Hesao ny faritra havoanan’i Sehîra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra