Ary tsara ny volamena amin’izany tany izany. Any koa no misy ny bdeliôma sy ny vato ôniksa.
Eksodosy 28:9 - Baiboly Katolika Ary makà vato berila roa, dia hosokirinao aminy ny anaran’ny zanakalahin’i Israely: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary makà vato berila roa ka soraty eo aminy ny anaran’ny Zanak’Israely: DIEM PROTESTANTA Avy eo dia halaina ny vato berila roa izay hanoratana an-tsokitra ny anaran’ireo zanakalahin’i Jakôba: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Avy eo dia halaina ny vato berila roa izay hanoratana an-tsokitra ny anaran’ireo zanakalahin’i Jakôba: Baiboly Protestanta Malagasy Ary makà vato beryla roa, ka soraty eo aminy ny anaran’ny Zanak’Isiraely: Malagasy Bible Ary makà vato beryla roa, ka soraty eo aminy ny anaran'ny Zanak'Isiraely: La Bible en Malgache Ary makà vato berila roa ka soraty eo aminy ny anaran’ny Zanak’Israely: |
Ary tsara ny volamena amin’izany tany izany. Any koa no misy ny bdeliôma sy ny vato ôniksa.
Nanao izay tratry ny aiko aho namonona izay hanaovana ny tranon’Andriamanitra, dia volamena hanaovana ny fanaka volamena, volafotsy hanaovana ny fanaka volafotsy, varahina hanaovana ny fanaka varahina, vy hanaovana ny fanaka vy, hazo hanaovana ny fanaka hazo, vato berila sy vato fandatsaka an-tranontranony, vato fanao ravaka sy samihafa volo, vato soa isan-karazany, ary vato marbra ankabetsahany.
Ampanatero hazo sedera sy sipresa ary santala avy any Libàna aho; satria fantatro fa mahay mikapa hazo any Libàna ny mpanomponao. Ny mpanompoko hiaraka amin’ny mpanomponao,
Tsy ampifandanjaina amin’ny volamena avy any Ofira izy, na ny berila sarobidy na ny safira.
vatosoa berila sy vatosoa fandatsaka an-tranontranony, hatao amin’ny efôda sy ny saron-tratra.
ny enina amin’ny anarany, amin’ny vato iray, ny anarany enina sisa amin’ny vato iray, alahatra araka ny fizokiana.
Ny andalana fahefatra: krisôlita, berila, jaspa iray avy. Hodidino raozy volamena avokoa ireo vato ireo.
«Manaova takela-bolamena madio, ka sokiro eo amin’io, toy ny fisikotra fanombohan-kase, izao teny izao: Fahamasinana ho an’i Iaveh.
Hitovy tenona aminy koa ny fehin-kibo hamehezana azy eo amboniny sy hiray aminy, fa hatao amin’ny volamena, jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, ary rongony madinika voahasina.
hisokirany vato halatsaka an-tranontranony, handrafetana hazo, ary hanaovana taozavatra isan-karazany.
andalana fahefatra: krizôlita, berila, jaspa. Samy voahodidina rôzy kely volamena ireo vato ireo avy, teo amin’izay nandatsahana azy.
Namboarina ny vato berila nalatsaka tamin’ny randram-bolamena, ka nosokirina tamin’ireo toy ny fisikotra fanombohan-kase, ny anaran’ny zanak’i Israely,
Ataovy vita tombokase eo ambonin’ny fonao aho, sy vita tombon-kase eo an-tsandrinao; fa mahery toy ny fahafatesana ny fitiavana, tsy azo ifonana toy ny Seoly ny fahasaro-piaro, mirehitra toy ny afo ny firehetany, dia lelafon’i Iaveh.
Jereo, efa vitako tombo-kavatsa eo amin’ny felatanako ianao; eo anatrehako mandrakariva ny mandanao.
tany Edena, sahan’Andriamanitra, ianao, rakotry ny vatosoa: dia sardoana, tôpazy, diamondra, krisôlita, ôniksa, jaspa, safira, eskarbokla, emeraoda, ary volamena nanana amponga tapaka aman-tsodina ho fanompoana anao efa voaomana tamin’ny andro nahariana anao.
I Iaveh, Andriamaniny, no ho famonjena azy ireo, amin’izany andro izany; dia ho famonjena ny andian’ondry izay vahoakany; izy ireo ho toy ny vaton-tsatroboninahitra, hamirapiratra eo amin’ny taniny.