Eksodosy 31:5 - Baiboly Katolika5 hisokirany vato halatsaka an-tranontranony, handrafetana hazo, ary hanaovana taozavatra isan-karazany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 ny fanamboarana vato halatsaka an-tranontranony ary ny fandrafetana hazo, mba hanaovany taozavatra maro samihafa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 ny mandidy ny vatosoa sy mandrafitra azy, ny manao sokitra ny hazo, izany hoe hainy atao ny asa kanto samihafa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 ny mandidy ny vatosoa sy mandrafitra azy, ny manao sokitra ny hazo, izany hoe hainy atao ny asa kanto samihafa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 sy ny hamboatra vato halatsaka an-tranontranony ary ny handrafitra hazo, mba hanaovany ny tao-zavatra samy hafa. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 sy ny hamboatra vato halatsaka an-tranontranony ary ny handrafitra hazo, mba hanaovany ny tao-zavatra samy hafa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 ny fanamboarana vato halatsaka an-tranontranony ary ny fandrafetana hazo, mba hanaovany taozavatra maro samihafa. Jereo ny toko |