Eksodosy 28:36 - Baiboly Katolika36 «Manaova takela-bolamena madio, ka sokiro eo amin’io, toy ny fisikotra fanombohan-kase, izao teny izao: Fahamasinana ho an’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201136 Manaova koa takelaka volamena tsy miharo ka asio soratra eo aminy, araka ny fanoratana fitombo-kase hoe: NOHAMASININA HO AN’NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA36 «Hisy takela-bolamena madio iray hamboarina, ka hatao miendrika voninkazo ary eo amboniny hasiana soratra voasokitra toy ny amin’ny tombokase hoe: ‹Voatokana ho an’ny TOMPO›. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 «Hisy takela-bolamena madio iray hamboarina, ka hatao miendrika voninkazo ary eo amboniny hasiana soratra voasokitra toy ny amin’ny tombokase hoe: ‹Voatokana ho an’ny TOMPO›. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy36 Ary manaova takela-bolamena tsara, ka asio soratra eo aminy, araka ny fanoratana fanombohan-kase, hoe: HAMASININA HO AN’I JEHOVAH. Jereo ny tokoMalagasy Bible36 Ary manaova takela-bolamena tsara, ka asio soratra eo aminy, araka ny fanoratana fanombohan-kase, hoe: HAMASININA HO AN'I JEHOVAH. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache36 Manaova koa takelaka volamena tsy miharo ka asio soratra eo aminy, araka ny fanoratana fitombo-kase hoe: NOHAMASININA HO AN’NY TOMPO. Jereo ny toko |