Eksodosy 28:37 - Baiboly Katolika37 Dia afehezo amin’ny ribà jaky volomparasy amin’ny hamama dia hatao eo anoloan’ny hamama io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 Asio kofehy manga izy io ka ataovy eo amin’ny fehiloha, fa eo anoloan’ny fehiloha no hasiana azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA37 Dia hafatotra amin’ny tady volon’ondry miloko volomparasy eo ambonin’ny satroka fehiloha, eo anoloana izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Dia hafatotra amin’ny tady volon’ondry miloko volomparasy eo ambonin’ny satroka fehiloha, eo anoloana izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 Ary asio kofehy manga izy, ka ataovy eo amin’ny hamama: dia eo anoloan’ny hamama no hasiana azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible37 Ary asio kofehy manga izy, ka ataovy eo amin'ny hamama: dia eo anoloan'ny hamama no hasiana azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache37 Asio kofehy manga izy io ka ataovy eo amin’ny fehiloha, fa eo anoloan’ny fehiloha no hasiana azy. Jereo ny toko |