Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 4:28 - DIEM PROTESTANTA

28-32 Mandra-panjakan’i Davida, dia ireto no tanàna nonenan’ny taranak’i Simehôna: i Beera-Seba sy i Môladà, i Hatsary-Sohala sy i Bahalà, i Hetsema sy i Tôlada, i Betoela sy i Hôrmà, i Tsiklàga sy i Bety-Markabôta, i Hatsary-Sosima sy i Bety-Birỳ ary i Saharaîma mbamin’ireo tanàna kely momba azy avy. Teo koa ireto tanàna dimy ireto: dia i Hetama sy i Haîna, i Rimôna sy i Tôkèna ary i Hasàna

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Izy ireo dia nonina tao Bery-Sheba, Molada, Hazara-Soala,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28-32 Mandra-panjakan’i Davida, dia ireto no tanàna nonenan’ny taranak’i Simehôna: i Beera-Seba sy i Môladà, i Hatsary-Sohala sy i Bahalà, i Hetsema sy i Tôlada, i Betoela sy i Hôrmà, i Tsiklàga sy i Bety-Markabôta, i Hatsary-Sosima sy i Bety-Birỳ ary i Saharaîma mbamin’ireo tanàna kely momba azy avy. Teo koa ireto tanàna dimy ireto: dia i Hetama sy i Haîna, i Rimôna sy i Tôkèna ary i Hasàna

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

28 Ny nonenan’izy ireo dia tao Bersabea, tao Môladà, tao Hasar-Soala,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Ary izy nonina tao Beri-sheba sy Molada sy Hazara-soala

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Ary izy nonina tao Beri-sheba sy Molada sy Hazara-soala

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 Izy ireo dia nonina tao Bery-Sheba, Molada, Hazara-Soala,

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 4:28
11 Rohy Ifampitohizana  

Dia nifoha vao maraina be i Abrahama ka naka mofo sy siny hoditra feno rano; dia nomeny an’i Hagara izany sady napetrany teo an-tsorony, ary natolony azy koa ny zaza. Dia nalefan’i Abrahama izy mianaka ka nandeha nirenireny tao an-taniefitr’i Beera-Seba.


I Simehỳ dia nanana zanakalahy 16 sy zanakavavy enina, fa ireo rahalahiny kosa tsy nisy niteraka zanakalahy maro; koa ny fokon’i Simehôna manontolo dia tsy nitombo hoatra ny taranak’i Joda.


i Jesoa, i Môladà, i Bety-Peleta,


i Hatsary-Sohaly, i Beera-Seba sy ireo tanàna kely miankina aminy,


Teo amin’ny foko taranak’i Joda dia ireto avy ireo tanàna tamin’ny ilany atsimo nanakaiky ny sisin-tanin’i Edôma: i Kabitseela, i Hedera, i Jagora,


i Amama, i Sema, i Môladà,


Ny anjara navoakan’ny antsapaka faharoa dia azon’ny foko simehônita ho an’ireo tarika ao anatiny. Ny zarataniny dia tao anivon’ny an’ireo taranak’i Joda.


Ny zaratany azon’ny Simehônita dia nalaina tamin’ny anjaran’ireo taranak’i Joda satria nalalaka ho an’ny taranak’i Joda ny zaratany azony. Izany no nahazoan’ny taranak’i Simehôna anjara teo anivon’ny lovan’i Joda.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra