1Tantara 4:27 - DIEM PROTESTANTA27 I Simehỳ dia nanana zanakalahy 16 sy zanakavavy enina, fa ireo rahalahiny kosa tsy nisy niteraka zanakalahy maro; koa ny fokon’i Simehôna manontolo dia tsy nitombo hoatra ny taranak’i Joda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Nanana zanakalahy enina amby folo sy zanakavavy enina i Simey; fa ny rahalahiny tsy nanan-janaka maro, sady tsy nihamaro tahaka ny taranak’i Joda ny fokony rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 I Simehỳ dia nanana zanakalahy 16 sy zanakavavy enina, fa ireo rahalahiny kosa tsy nisy niteraka zanakalahy maro; koa ny fokon’i Simehôna manontolo dia tsy nitombo hoatra ny taranak’i Joda. Jereo ny tokoBaiboly Katolika27 I Semeì nanan-janaka 16 lahy sy enim-bavy, tsy nanan-janaka maro ny rahalahiny, ary tsy nitombo toy ny zanak’i Jodà ny fianakaviany rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Ary Simey nanan-janaka enina ambin’ny folo lahy sy enim-bavy; fa ny rahalahiny tsy nanan-janaka maro, sady tsy nihamaro tahaka ny taranak’i Joda ny fokony rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Ary Simey nanan-janaka enina ambin'ny folo lahy sy enim-bavy; fa ny rahalahiny tsy nanan-janaka maro, sady tsy nihamaro tahaka ny taranak'i Joda ny fokony rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Nanana zanakalahy enina amby folo sy zanakavavy enina i Simey; fa ny rahalahiny tsy nanan-janaka maro, sady tsy nihamaro tahaka ny taranak’i Joda ny fokony rehetra. Jereo ny toko |
Mandra-panjakan’i Davida, dia ireto no tanàna nonenan’ny taranak’i Simehôna: i Beera-Seba sy i Môladà, i Hatsary-Sohala sy i Bahalà, i Hetsema sy i Tôlada, i Betoela sy i Hôrmà, i Tsiklàga sy i Bety-Markabôta, i Hatsary-Sosima sy i Bety-Birỳ ary i Saharaîma mbamin’ireo tanàna kely momba azy avy. Teo koa ireto tanàna dimy ireto: dia i Hetama sy i Haîna, i Rimôna sy i Tôkèna ary i Hasàna