Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 5:10 - Baiboly Katolika

10 Tamin’ny andron’i Saola niady tamin’ny Agareanina izy, ka naharesy an’ireny, dia nonina tao amin’ny lainy eran’ny ilany atsinanana rehetra amin’i Galaada.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Tamin’ny andron’i Saoly dia niady tamin’ny Hagarita izy ka naharesy azy; ary nonina an-day nanerana ny ilany atsinanana rehetra amin’i Gileada izy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

10 Tamin’ny andron’i Saoly no niady tamin’ny Hagrita ny Reobenita ka nandresy azy; avy eo, dia nanorin-dasy manerana ny ilany atsinanana amin’i Gilehada.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Tamin’ny andron’i Saoly no niady tamin’ny Hagrita ny Reobenita ka nandresy azy; avy eo, dia nanorin-dasy manerana ny ilany atsinanana amin’i Gilehada.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary tamin’ny andron’i Saoly dia niady tamin’ny Hagarita izy ka naharesy azy; ary nonina an-day eran’ny ilany atsinanana rehetra amin’i Gileada izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary tamin'ny andron'i Saoly dia niady tamin'ny Hagarita izy ka naharesy azy; ary nonina an-day eran'ny ilany atsinanana rehetra amin'i Gileada izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Tamin’ny andron’i Saoly dia niady tamin’ny Hagarita izy ka naharesy azy; ary nonina an-day nanerana ny ilany atsinanana rehetra amin’i Gileada izy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 5:10
6 Rohy Ifampitohizana  

Ilay zanak’i Agara Ejiptianina naterany tamin’i Abrahama kosa, hitan’i Sarà fa nihomehy,


Izao no tantaran’i Ismaely zanak’i Abrahama izay naterak’i Agara Ejiptianina mpanompo vavin’i Sarà tamin’i Abrahama.


i Jaziza Agarenianina no amin’ny ondry. Ireo rehetra ireo no tonian’ny fananan’i Davida mpanjaka.


Miray fo avokoa izy rehetra mioko, manao fanekena hanohitra Anao izy,


dia ny lain’ny Edôma sy ny Ismaelita, i Moaba sy ny Agarenianina,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra